# nangatahiko tamin'i Yaveh "no nangatahiko tamin'i Yaveh havela ataoko" # hitady izany aho Ny olona iray izay tena mila zavatra ary mangataka izany amin'Andriamanitra mandrakarivadia lazaina toy ny hoe izy nikaroka mba hahita zavatra. # hahita ny fahatsaran'i Yaveh Ny toetra mahagagan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hatsaran-tarehy ivelany izany. DH: "hahita fa mahagaga Yaveh" # hisaintsaina ao an-tempoliny Ireo mety ho heviny dia 1) "mangataka amin'Andriamanitra izay tiany hataoko" na 2) "mieritreritra lalina momba an'Andriamanitra ao an-tempoliny."