plt_tn/psa/026/011.md

609 B

Fa izaho kosa

Ity andianteny ity dia mampiseho fa ny mpanoratra miova amin'ny firesahana momba ny olona ratsy fanahy ho miresaka momba ny tenany.

handeha amin'ny fahitsiana aho

Ny "handeha" dia sarinteny ho an'ny fitondrantena. DH: "hitondra tena amin'ny fahitsiana aho"

Mijoro ny tongotro

Eto ny "tongotra" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "Mijoro aho"

tany marina

Ireo mety ho hevitr'izay asehon'ny "tany marina" dia 1) toerana azo antoka na 2) fitondrantena marina

ao amin'ireo fiangonana no hiderako an'i Yaveh

"rehefa miangona miaraka amin'ny vahoakan'Israely aho dia hidera Anao"