plt_tn/psa/026/011.md

20 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa izaho kosa
Ity andianteny ity dia mampiseho fa ny mpanoratra miova amin'ny firesahana momba ny olona ratsy fanahy ho miresaka momba ny tenany.
# handeha amin'ny fahitsiana aho
Ny "handeha" dia sarinteny ho an'ny fitondrantena. DH: "hitondra tena amin'ny fahitsiana aho"
# Mijoro ny tongotro
Eto ny "tongotra" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "Mijoro aho"
# tany marina
Ireo mety ho hevitr'izay asehon'ny "tany marina" dia 1) toerana azo antoka na 2) fitondrantena marina
# ao amin'ireo fiangonana no hiderako an'i Yaveh
"rehefa miangona miaraka amin'ny vahoakan'Israely aho dia hidera Anao"