plt_tn/psa/026/009.md

506 B

Aza mandripaka ahy miaraka amin'ireo mpanota

Ny "mandripaka" dia sarinteny ho an'ny fandravana. DH: "Aza mandrava ahy miaraka amin'ireo mpanota"

na ny aiko

Efa takatra ny teny "mandripaka." DH: "na handripaka ny aiko"

ireo olona lian-drà

Ny teny "lian-drà" dia maneho olona izay te hamono olona hafa. DH: "olona izay risika handatsaka ràn'olon-kafa" na "olona izay mpamono olona"

dia tanana

Ny "tanana" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "olona izay"

teti-dratsy

"fikasan-dratsy"