# Aza mandripaka ahy miaraka amin'ireo mpanota Ny "mandripaka" dia sarinteny ho an'ny fandravana. DH: "Aza mandrava ahy miaraka amin'ireo mpanota" # na ny aiko Efa takatra ny teny "mandripaka." DH: "na handripaka ny aiko" # ireo olona lian-drà Ny teny "lian-drà" dia maneho olona izay te hamono olona hafa. DH: "olona izay risika handatsaka ràn'olon-kafa" na "olona izay mpamono olona" # dia tanana Ny "tanana" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "olona izay" # teti-dratsy "fikasan-dratsy"