plt_tn/psa/026/009.md

20 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza mandripaka ahy miaraka amin'ireo mpanota
Ny "mandripaka" dia sarinteny ho an'ny fandravana. DH: "Aza mandrava ahy miaraka amin'ireo mpanota"
# na ny aiko
Efa takatra ny teny "mandripaka." DH: "na handripaka ny aiko"
# ireo olona lian-drà
Ny teny "lian-drà" dia maneho olona izay te hamono olona hafa. DH: "olona izay risika handatsaka ràn'olon-kafa" na "olona izay mpamono olona"
# dia tanana
Ny "tanana" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "olona izay"
# teti-dratsy
"fikasan-dratsy"