plt_tn/psa/026/001.md

28 lines
952 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# efa nandeha aho
Ny teny hoe "nandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondran-tena. DH: "efa nitondra tena aho"
# Banjino aho
"andramo aho"
# izahao toetra ny fahadiovan'ny atiko sy ny foko
Eto ny "anaty" sy "fo" midika fihetseham-po. DH: "izahao raha tsara ny fihetseham-poko"
# Fa ny famindram-ponao no manoloana ny masoko
Eto ny "maso" dia maneho ny fisainan'ny olona iray. DH: "Fa izaho mihevitra mandrakariva momba ny fahatokianao amiko nohon'ny fanekenao"
# mandeha amin'ny fahatokianao aho
Ny teny hoe "mandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondrantena. DH: "Izaho mitondra ny fiainako araka ny fahatokianao" (UDB) na "Izaho mitondra tena araka ny ataoko nohon'ny fahatokianao"