# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # efa nandeha aho Ny teny hoe "nandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondran-tena. DH: "efa nitondra tena aho" # Banjino aho "andramo aho" # izahao toetra ny fahadiovan'ny atiko sy ny foko Eto ny "anaty" sy "fo" midika fihetseham-po. DH: "izahao raha tsara ny fihetseham-poko" # Fa ny famindram-ponao no manoloana ny masoko Eto ny "maso" dia maneho ny fisainan'ny olona iray. DH: "Fa izaho mihevitra mandrakariva momba ny fahatokianao amiko nohon'ny fanekenao" # mandeha amin'ny fahatokianao aho Ny teny hoe "mandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondrantena. DH: "Izaho mitondra ny fiainako araka ny fahatokianao" (UDB) na "Izaho mitondra tena araka ny ataoko nohon'ny fahatokianao"