forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
813 B
Markdown
16 lines
813 B
Markdown
# Ny finamanana amin'i Yaveh dia ho an'izay
|
|
|
|
"Yaveh dia sakaizan'izay." Misy mandika izay hoe "Yaveh mamboraka amin'izay." Ny famborahany amin'izy ireo dia mampiseho ny finamanana akaiky ananany amin'izy ireo.
|
|
|
|
# Amin'i Yaveh mandrakariva ny masoko
|
|
|
|
Eto ny "maso" dia maneho fijerevana. Ny fijerevana an'i Yaveh dia fomba iray hilazana fa izy mangataka famonjena amin'i Yaveh. DH: "Mijery an'i Yaveh mandrakariva aho" na "Mangataka famonjena mandrakariva amin'i Yaveh aho"
|
|
|
|
# fa Izy hanafaka ny tongotro amin'ny harato
|
|
|
|
Ny harato dia fandrika. Ny olona iray izay tandindonin-doza dia lazaina toy ny hoe tratra anaty harato ny tongony. DH: "hanavotra ahy amin'ny loza Izy"
|
|
|
|
# Mitodiha amiko
|
|
|
|
Yaveh mifantoka amin'ny olona iray sy mihevitra azy dia lazaina toy hoe Yaveh tenany mihitsy no mitodika amin'ilay olona.
|