# Ny finamanana amin'i Yaveh dia ho an'izay "Yaveh dia sakaizan'izay." Misy mandika izay hoe "Yaveh mamboraka amin'izay." Ny famborahany amin'izy ireo dia mampiseho ny finamanana akaiky ananany amin'izy ireo. # Amin'i Yaveh mandrakariva ny masoko Eto ny "maso" dia maneho fijerevana. Ny fijerevana an'i Yaveh dia fomba iray hilazana fa izy mangataka famonjena amin'i Yaveh. DH: "Mijery an'i Yaveh mandrakariva aho" na "Mangataka famonjena mandrakariva amin'i Yaveh aho" # fa Izy hanafaka ny tongotro amin'ny harato Ny harato dia fandrika. Ny olona iray izay tandindonin-doza dia lazaina toy ny hoe tratra anaty harato ny tongony. DH: "hanavotra ahy amin'ny loza Izy" # Mitodiha amiko Yaveh mifantoka amin'ny olona iray sy mihevitra azy dia lazaina toy hoe Yaveh tenany mihitsy no mitodika amin'ilay olona.