plt_tn/psa/020/007.md

605 B

Ny sasany mitoky amin'ny kalesy ary ny hafa amin'ny soavaly

Ny "kalesy" sy "soavaly" eto midika ny tafiky ny mpanjaka.

ary ny hafa amin'ny soavaly

Azo tsara ny teny hoe "mitoky." DH: "ary ny hafa mitoky amin'ny soavaly"

izahay kosa dia miantso

Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany.

Ho aetry izy ireoka lavo

Ny "izahay" eto dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany.

aetry ka lavo

Ireo matoenteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. ny dikan'izany dia resy amin'ny ady.

isika kosa hiarina ary hijoro mahitsy

"Hiarina izahay ary hijoro mahitsy."