plt_tn/psa/020/007.md

24 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny sasany mitoky amin'ny kalesy ary ny hafa amin'ny soavaly
Ny "kalesy" sy "soavaly" eto midika ny tafiky ny mpanjaka.
# ary ny hafa amin'ny soavaly
Azo tsara ny teny hoe "mitoky." DH: "ary ny hafa mitoky amin'ny soavaly"
# izahay kosa dia miantso
Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany.
# Ho aetry izy ireoka lavo
Ny "izahay" eto dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany.
# aetry ka lavo
Ireo matoenteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. ny dikan'izany dia resy amin'ny ady.
# isika kosa hiarina ary hijoro mahitsy
"Hiarina izahay ary hijoro mahitsy."