# Ny sasany mitoky amin'ny kalesy ary ny hafa amin'ny soavaly Ny "kalesy" sy "soavaly" eto midika ny tafiky ny mpanjaka. # ary ny hafa amin'ny soavaly Azo tsara ny teny hoe "mitoky." DH: "ary ny hafa mitoky amin'ny soavaly" # izahay kosa dia miantso Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany. # Ho aetry izy ireoka lavo Ny "izahay" eto dia manondro ny mpanjaka sy ny vahoakany. # aetry ka lavo Ireo matoenteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. ny dikan'izany dia resy amin'ny ady. # isika kosa hiarina ary hijoro mahitsy "Hiarina izahay ary hijoro mahitsy."