forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.2 KiB
Markdown
40 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity Salamo ity dia manomvboka amin'ny vondron'olona miteny amin'ny mpanjakan'Israely.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Ho an'ny mpiventy hira
|
|
|
|
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
|
|
|
|
# Salamo nataon'i Davida
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
|
|
|
# Hamonjy anao
|
|
|
|
Ny teny hoe "ianao" eto amin'ity Salamo ity dia maniondro ny mpanjaka.
|
|
|
|
# androm-pahorianao
|
|
|
|
Ny "andro" eto dia midika fotoana ela tokoa. DH: "fotoam-pahoriako"
|
|
|
|
# ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba
|
|
|
|
Ny "anarana" eto dia midika an'Andriamanitra tenany. DH: "ny Andriamanitra"
|
|
|
|
# Andriamanitr'i Jakoba
|
|
|
|
Izany dia manondro an'i Jakoba razamben'izy ireo, izay nanompio an'i Yaveh.
|
|
|
|
# handefa fanampiana avy amin'ny fitoerana masina
|
|
|
|
Andriamanitra mamonjy avy amin'ny fitoerany masina dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra no nandefa famonjena. DH: "hamonjy anao anie Yaveh avy amin'ny fitoerany masina"
|
|
|
|
# fitoerana masina ... Ziona
|
|
|
|
Ireo roa ireo dia samy manondro ny tempolin'Andriamanitra ao Jerosalema.
|