plt_tn/psa/019/011.md

556 B

Eny

"Ary koa" na "tokoa"

amin'ny alalan'izany ... amin'ny fankatoavana izany

Ny teny "izany" manondro ny didy marin'i Yaveh.

hampitandremana ny mpanomponao

Davida miantso ny tenany hoe "ny mpanomponao" rehefa miresaka amin'Andriamanitra ho mari-panajana. DH: "ampitandremana aho"

Iza no afaka mamantatra ireo fahadisoany rehetra

Izany dia miendrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana ary azo adika ho fanambarana mafy. DH: "Tsy misy afaka mamantatra ny fahadisoany!"

amin'ireo heloka miafina

"amin'ireo fahadisoana miafina vitako"