# Eny "Ary koa" na "tokoa" # amin'ny alalan'izany ... amin'ny fankatoavana izany Ny teny "izany" manondro ny didy marin'i Yaveh. # hampitandremana ny mpanomponao Davida miantso ny tenany hoe "ny mpanomponao" rehefa miresaka amin'Andriamanitra ho mari-panajana. DH: "ampitandremana aho" # Iza no afaka mamantatra ireo fahadisoany rehetra Izany dia miendrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana ary azo adika ho fanambarana mafy. DH: "Tsy misy afaka mamantatra ny fahadisoany!" # amin'ireo heloka miafina "amin'ireo fahadisoana miafina vitako"