plt_tn/psa/019/011.md

20 lines
556 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eny
"Ary koa" na "tokoa"
# amin'ny alalan'izany ... amin'ny fankatoavana izany
Ny teny "izany" manondro ny didy marin'i Yaveh.
# hampitandremana ny mpanomponao
Davida miantso ny tenany hoe "ny mpanomponao" rehefa miresaka amin'Andriamanitra ho mari-panajana. DH: "ampitandremana aho"
# Iza no afaka mamantatra ireo fahadisoany rehetra
Izany dia miendrika fanontaniana mba hanampiana fanamafisana ary azo adika ho fanambarana mafy. DH: "Tsy misy afaka mamantatra ny fahadisoany!"
# amin'ireo heloka miafina
"amin'ireo fahadisoana miafina vitako"