plt_tn/psa/018/050.md

8 lines
347 B
Markdown

# fandresena lehibe ho an'ny mpanjakany
Amin'ny fampiasana ny teny hoe "ny mpanjakany," Davida dia manendry ny tenany tahaka ny mpanjaka.
# mampiseho ny fifanekem-pitokiana amin'ilay voahosony Izy ... ny taranany mandrakizay
"Mitia ahy amim-pitokiana araka izay nampanantenainy ao amin'ny fanekeny Izy, ary hitia ireo taranako mandrakizay izy.