plt_tn/psa/018/050.md

347 B

fandresena lehibe ho an'ny mpanjakany

Amin'ny fampiasana ny teny hoe "ny mpanjakany," Davida dia manendry ny tenany tahaka ny mpanjaka.

mampiseho ny fifanekem-pitokiana amin'ilay voahosony Izy ... ny taranany mandrakizay

"Mitia ahy amim-pitokiana araka izay nampanantenainy ao amin'ny fanekeny Izy, ary hitia ireo taranako mandrakizay izy.