# fandresena lehibe ho an'ny mpanjakany Amin'ny fampiasana ny teny hoe "ny mpanjakany," Davida dia manendry ny tenany tahaka ny mpanjaka. # mampiseho ny fifanekem-pitokiana amin'ilay voahosony Izy ... ny taranany mandrakizay "Mitia ahy amim-pitokiana araka izay nampanantenainy ao amin'ny fanekeny Izy, ary hitia ireo taranako mandrakizay izy.