plt_tn/psa/018/043.md

16 lines
547 B
Markdown

# fifamaliana
"tsy fanekena" na "fifandaharana"
# nanao ahy ho lohan'ny firenena
Ny "loha" eto dia maneho ny mpanapaka. DH: "tendreo aho ho mpanapaka amin'ny firenena marobe"
# voatery niondrika teo anatrehako ny hafa firenena
Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Andriamanitra nanery ny hafa firenena hiankohoka"
# Ireo vahiny tonga amim-pangovitana
Ny "fangovitana" eto dia maneho fa natahotra mafy izy ireo. Azo ambara mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ireo mpivahiny tonga amin'ny horohoro, mampiseho fa natahotra mafy izy ireo"