# fifamaliana "tsy fanekena" na "fifandaharana" # nanao ahy ho lohan'ny firenena Ny "loha" eto dia maneho ny mpanapaka. DH: "tendreo aho ho mpanapaka amin'ny firenena marobe" # voatery niondrika teo anatrehako ny hafa firenena Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Andriamanitra nanery ny hafa firenena hiankohoka" # Ireo vahiny tonga amim-pangovitana Ny "fangovitana" eto dia maneho fa natahotra mafy izy ireo. Azo ambara mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ireo mpivahiny tonga amin'ny horohoro, mampiseho fa natahotra mafy izy ireo"