plt_tn/psa/018/043.md

547 B

fifamaliana

"tsy fanekena" na "fifandaharana"

nanao ahy ho lohan'ny firenena

Ny "loha" eto dia maneho ny mpanapaka. DH: "tendreo aho ho mpanapaka amin'ny firenena marobe"

voatery niondrika teo anatrehako ny hafa firenena

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Andriamanitra nanery ny hafa firenena hiankohoka"

Ireo vahiny tonga amim-pangovitana

Ny "fangovitana" eto dia maneho fa natahotra mafy izy ireo. Azo ambara mazava izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ireo mpivahiny tonga amin'ny horohoro, mampiseho fa natahotra mafy izy ireo"