plt_tn/psa/018/033.md

410 B

Izy manafaingana ny tongotro

Izany dia manondro ny fanaovana ny olona hihazakazaka mafy. DH: "manao ahy hihazakazaka tena mafy"

tahaka ny diera ary mametraka ahy eny amin'ny avo

Ny diera manokana dia aingam-pandeha sy marina eny amin'ny tendrombohitra.

Izy manazatra ny tanako

Ny "tanako" eto dia manondro ilay olona. DH: "Izy manazatra ahy"

ny sandriko

Izany dia manondro ilay olona. DH: "ahy"