# Izy manafaingana ny tongotro Izany dia manondro ny fanaovana ny olona hihazakazaka mafy. DH: "manao ahy hihazakazaka tena mafy" # tahaka ny diera ary mametraka ahy eny amin'ny avo Ny diera manokana dia aingam-pandeha sy marina eny amin'ny tendrombohitra. # Izy manazatra ny tanako Ny "tanako" eto dia manondro ilay olona. DH: "Izy manazatra ahy" # ny sandriko Izany dia manondro ilay olona. DH: "ahy"