plt_tn/psa/018/033.md

16 lines
410 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izy manafaingana ny tongotro
Izany dia manondro ny fanaovana ny olona hihazakazaka mafy. DH: "manao ahy hihazakazaka tena mafy"
# tahaka ny diera ary mametraka ahy eny amin'ny avo
Ny diera manokana dia aingam-pandeha sy marina eny amin'ny tendrombohitra.
# Izy manazatra ny tanako
Ny "tanako" eto dia manondro ilay olona. DH: "Izy manazatra ahy"
# ny sandriko
Izany dia manondro ilay olona. DH: "ahy"