plt_tn/psa/018/027.md

16 lines
483 B
Markdown

# mampietry
"mampamenatra"
# an'ireo manana maso mirehareha sy miandrandra
Ity fomba fiteny ity dia manondro ireo izay mirehareha. DH: "izay mpirehareha"
# Fa Ianao manome hazavana ny jiroko; manazava ny aiziko Yaveh Andriamanitro
Ny mpanoratra miteny ny fanatrehan'i Yaveh toy ny hoe fahazavana Izy. Manana hevitra mitovy ireo fehezanteny roa ireo.
# Fa amin'ny alalanao no hahafahako mihazakazaka ambony sakana
"Fa amin'ny fanampianao dia afaka miampita sakana rehetra aho"