plt_tn/psa/018/027.md

483 B

mampietry

"mampamenatra"

an'ireo manana maso mirehareha sy miandrandra

Ity fomba fiteny ity dia manondro ireo izay mirehareha. DH: "izay mpirehareha"

Fa Ianao manome hazavana ny jiroko; manazava ny aiziko Yaveh Andriamanitro

Ny mpanoratra miteny ny fanatrehan'i Yaveh toy ny hoe fahazavana Izy. Manana hevitra mitovy ireo fehezanteny roa ireo.

Fa amin'ny alalanao no hahafahako mihazakazaka ambony sakana

"Fa amin'ny fanampianao dia afaka miampita sakana rehetra aho"