# mampietry "mampamenatra" # an'ireo manana maso mirehareha sy miandrandra Ity fomba fiteny ity dia manondro ireo izay mirehareha. DH: "izay mpirehareha" # Fa Ianao manome hazavana ny jiroko; manazava ny aiziko Yaveh Andriamanitro Ny mpanoratra miteny ny fanatrehan'i Yaveh toy ny hoe fahazavana Izy. Manana hevitra mitovy ireo fehezanteny roa ireo. # Fa amin'ny alalanao no hahafahako mihazakazaka ambony sakana "Fa amin'ny fanampianao dia afaka miampita sakana rehetra aho"