plt_tn/psa/018/025.md

492 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia miresaka amin'i Yaveh

Izay mahatoky

Ny "mahatoky' eto dia midika manao izay andidian'Andriamanitra ataon'ny olona. Azonao ambara mazava izany. DH: "Ireo izay mankatò am-pahatokiana ireo didinao" na "ireo izay manao am-pahatokiana ny fanekenao" (UDB)

ny olona izay tsy misy tsiny ... mampisehoa ianao fa madio

Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Mamerimberina ireo hevitra ireo ny mpanoratra ho fanamafisana.