plt_tn/psa/018/025.md

12 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia miresaka amin'i Yaveh
# Izay mahatoky
Ny "mahatoky' eto dia midika manao izay andidian'Andriamanitra ataon'ny olona. Azonao ambara mazava izany. DH: "Ireo izay mankatò am-pahatokiana ireo didinao" na "ireo izay manao am-pahatokiana ny fanekenao" (UDB)
# ny olona izay tsy misy tsiny ... mampisehoa ianao fa madio
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Mamerimberina ireo hevitra ireo ny mpanoratra ho fanamafisana.