# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia miresaka amin'i Yaveh # Izay mahatoky Ny "mahatoky' eto dia midika manao izay andidian'Andriamanitra ataon'ny olona. Azonao ambara mazava izany. DH: "Ireo izay mankatò am-pahatokiana ireo didinao" na "ireo izay manao am-pahatokiana ny fanekenao" (UDB) # ny olona izay tsy misy tsiny ... mampisehoa ianao fa madio Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Mamerimberina ireo hevitra ireo ny mpanoratra ho fanamafisana.