plt_tn/psa/018/011.md

355 B

Izy nanao ny aizina ... Azy

Ny teny "Izy" sy "Azy" dia manondro an'i Yaveh.

Izy nanao ny aizina ho lay

Ny aizina eto dia lazainatoy ny hoe lay. DH: "Izy nanao ny aizina ho firakotra"na "Izy nanao ny aizina ho toeram-pierena"

raho-mainty

"rahona misy orana mavesatra" na "rahona mainty, matevina"

Havandra

"vatokely vita amin'ny ranomandry"