# Izy nanao ny aizina ... Azy Ny teny "Izy" sy "Azy" dia manondro an'i Yaveh. # Izy nanao ny aizina ho lay Ny aizina eto dia lazainatoy ny hoe lay. DH: "Izy nanao ny aizina ho firakotra"na "Izy nanao ny aizina ho toeram-pierena" # raho-mainty "rahona misy orana mavesatra" na "rahona mainty, matevina" # Havandra "vatokely vita amin'ny ranomandry"