plt_tn/psa/018/011.md

16 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izy nanao ny aizina ... Azy
Ny teny "Izy" sy "Azy" dia manondro an'i Yaveh.
# Izy nanao ny aizina ho lay
Ny aizina eto dia lazainatoy ny hoe lay. DH: "Izy nanao ny aizina ho firakotra"na "Izy nanao ny aizina ho toeram-pierena"
# raho-mainty
"rahona misy orana mavesatra" na "rahona mainty, matevina"
# Havandra
"vatokely vita amin'ny ranomandry"