plt_tn/psa/018/007.md

653 B

ny tany ... satria tezitra Andriamanitra

Andriamanitra tezitra dia lazaina toy ny hoe nisy horohoron-tany nahatsiravina. DH: "Tezitra mafy Andriamanitra ka dia toy ny hoe nihorohoro ny tany"

nihovitra sy nihorohoro ny tany

Ny teny "nihovitra" sy "nihorohoro" dia milaza zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny fihovitrovitry ny tany. DH: "mandroso mihemotra ny tany" na "maiaka-midina ny tany" na "nisy horohoron-tany maherivaika"

Niakatra ny sekotra avy tao amin'ny vavoriny ... Nirehitra tamin'izany ny vain'afo

Davida miteny an'i Yaveh toy ny hoe fofonaina afo Izy. Izany dia kisarisarin'Andriamanitra rehefa tezitra.