plt_tn/psa/018/007.md

12 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny tany ... satria tezitra Andriamanitra
Andriamanitra tezitra dia lazaina toy ny hoe nisy horohoron-tany nahatsiravina. DH: "Tezitra mafy Andriamanitra ka dia toy ny hoe nihorohoro ny tany"
# nihovitra sy nihorohoro ny tany
Ny teny "nihovitra" sy "nihorohoro" dia milaza zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny fihovitrovitry ny tany. DH: "mandroso mihemotra ny tany" na "maiaka-midina ny tany" na "nisy horohoron-tany maherivaika"
# Niakatra ny sekotra avy tao amin'ny vavoriny ... Nirehitra tamin'izany ny vain'afo
Davida miteny an'i Yaveh toy ny hoe fofonaina afo Izy. Izany dia kisarisarin'Andriamanitra rehefa tezitra.