# ny tany ... satria tezitra Andriamanitra Andriamanitra tezitra dia lazaina toy ny hoe nisy horohoron-tany nahatsiravina. DH: "Tezitra mafy Andriamanitra ka dia toy ny hoe nihorohoro ny tany" # nihovitra sy nihorohoro ny tany Ny teny "nihovitra" sy "nihorohoro" dia milaza zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny fihovitrovitry ny tany. DH: "mandroso mihemotra ny tany" na "maiaka-midina ny tany" na "nisy horohoron-tany maherivaika" # Niakatra ny sekotra avy tao amin'ny vavoriny ... Nirehitra tamin'izany ny vain'afo Davida miteny an'i Yaveh toy ny hoe fofonaina afo Izy. Izany dia kisarisarin'Andriamanitra rehefa tezitra.