plt_tn/psa/018/001.md

644 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

nihira ho an'i Yaveh ny tonon'ity hira ity izy

"Nihira ity hira ity ho an'i Yaveh izy"

tamin'ny andro namonjen'i Yaveh azy

"taorian'ny namonjen'i Yaveh azy"

teny an-tanan'i Saoly

Ny "tanana" eto dia midika hoe ny fahefan'i Saoly> DH: "tamin'ny fahefan'i Saoly"