# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # nihira ho an'i Yaveh ny tonon'ity hira ity izy "Nihira ity hira ity ho an'i Yaveh izy" # tamin'ny andro namonjen'i Yaveh azy "taorian'ny namonjen'i Yaveh azy" # teny an-tanan'i Saoly Ny "tanana" eto dia midika hoe ny fahefan'i Saoly> DH: "tamin'ny fahefan'i Saoly"