plt_tn/psa/018/001.md

24 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# nihira ho an'i Yaveh ny tonon'ity hira ity izy
"Nihira ity hira ity ho an'i Yaveh izy"
# tamin'ny andro namonjen'i Yaveh azy
"taorian'ny namonjen'i Yaveh azy"
# teny an-tanan'i Saoly
Ny "tanana" eto dia midika hoe ny fahefan'i Saoly> DH: "tamin'ny fahefan'i Saoly"