plt_tn/psa/017/008.md

528 B

Arovy tahaka ny anaka andriamasonao aho

Ny "anaka andriamaso" dia manondro zavatra manan-danja. DH: "Arovy tahaka ny zavatra izay manan-danja sy sarobidy indrindra aminao aho"

afeno ao ambany aloky ny elatrao

Davida miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany. DH: "Arovy tahaka ny renivorona miaro ny zanany amin'ny fanangonana azy ireo ho eo ambany elany"

ny vavan'izy ireo dia miteny an'avona

Ny "vavan'izy ireo" eto dia manondro izay lazain'ny olona. DH: "mirehareha foana izy ireo"