# Arovy tahaka ny anaka andriamasonao aho Ny "anaka andriamaso" dia manondro zavatra manan-danja. DH: "Arovy tahaka ny zavatra izay manan-danja sy sarobidy indrindra aminao aho" # afeno ao ambany aloky ny elatrao Davida miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany. DH: "Arovy tahaka ny renivorona miaro ny zanany amin'ny fanangonana azy ireo ho eo ambany elany" # ny vavan'izy ireo dia miteny an'avona Ny "vavan'izy ireo" eto dia manondro izay lazain'ny olona. DH: "mirehareha foana izy ireo"