plt_tn/psa/017/008.md

12 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Arovy tahaka ny anaka andriamasonao aho
Ny "anaka andriamaso" dia manondro zavatra manan-danja. DH: "Arovy tahaka ny zavatra izay manan-danja sy sarobidy indrindra aminao aho"
# afeno ao ambany aloky ny elatrao
Davida miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vorona miaro ny zanany ao ambany elany. DH: "Arovy tahaka ny renivorona miaro ny zanany amin'ny fanangonana azy ireo ho eo ambany elany"
# ny vavan'izy ireo dia miteny an'avona
Ny "vavan'izy ireo" eto dia manondro izay lazain'ny olona. DH: "mirehareha foana izy ireo"