plt_tn/psa/017/004.md

557 B

tamin'ny tenin'ny molotrao no nitandremako ny tenako tamin'ny lalan'ny mpandika lalàna

"Ny tenin'ny molotrao" eto dia maneho ny fampianaran'Andriamanitra. DH: "ny fampianaranao no efa nanala ahy amin'ny fanaovan-dratsy"

mafy orina teo amin'ny lalanao; ary tsy solafaka ny tongotro

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra mitovy. Ny famerimberenana dia mampiseho fanamafisana.

tsy solafaka ny tongotro

Ny mpanoratra milaza ny fankatoavany amin'Andriamanitra toy ny hoe mandeha amin'ny lalan-kely izy. DH: "Voatefy hanaraka ireo lalanao aho"