# tamin'ny tenin'ny molotrao no nitandremako ny tenako tamin'ny lalan'ny mpandika lalàna "Ny tenin'ny molotrao" eto dia maneho ny fampianaran'Andriamanitra. DH: "ny fampianaranao no efa nanala ahy amin'ny fanaovan-dratsy" # mafy orina teo amin'ny lalanao; ary tsy solafaka ny tongotro Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra mitovy. Ny famerimberenana dia mampiseho fanamafisana. # tsy solafaka ny tongotro Ny mpanoratra milaza ny fankatoavany amin'Andriamanitra toy ny hoe mandeha amin'ny lalan-kely izy. DH: "Voatefy hanaraka ireo lalanao aho"