plt_tn/psa/017/004.md

12 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'ny tenin'ny molotrao no nitandremako ny tenako tamin'ny lalan'ny mpandika lalàna
"Ny tenin'ny molotrao" eto dia maneho ny fampianaran'Andriamanitra. DH: "ny fampianaranao no efa nanala ahy amin'ny fanaovan-dratsy"
# mafy orina teo amin'ny lalanao; ary tsy solafaka ny tongotro
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra mitovy. Ny famerimberenana dia mampiseho fanamafisana.
# tsy solafaka ny tongotro
Ny mpanoratra milaza ny fankatoavany amin'Andriamanitra toy ny hoe mandeha amin'ny lalan-kely izy. DH: "Voatefy hanaraka ireo lalanao aho"