plt_tn/psa/017/003.md

393 B

Raha mizaha toetra ny foko Ianao, raha tonga amiko Ianao nony alina

Ny "mizaha ny foko" eto dia midika hoe mandinika ny fihevitro sy ny faharisihako. DH: "Raha mandinika ny fihevitro Ianao nony alina"

tsy hanota ny vavako

Ny vava eto dia lazaina toy ny hoe afaka miasa samy irery. Maneho ireo teny izay lazain'olona ihany koa izany. DH: "Tsy hilaza lainga aho na hanota amin'ny teniko"