plt_tn/psa/017/003.md

8 lines
393 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha mizaha toetra ny foko Ianao, raha tonga amiko Ianao nony alina
Ny "mizaha ny foko" eto dia midika hoe mandinika ny fihevitro sy ny faharisihako. DH: "Raha mandinika ny fihevitro Ianao nony alina"
# tsy hanota ny vavako
Ny vava eto dia lazaina toy ny hoe afaka miasa samy irery. Maneho ireo teny izay lazain'olona ihany koa izany. DH: "Tsy hilaza lainga aho na hanota amin'ny teniko"