# Raha mizaha toetra ny foko Ianao, raha tonga amiko Ianao nony alina Ny "mizaha ny foko" eto dia midika hoe mandinika ny fihevitro sy ny faharisihako. DH: "Raha mandinika ny fihevitro Ianao nony alina" # tsy hanota ny vavako Ny vava eto dia lazaina toy ny hoe afaka miasa samy irery. Maneho ireo teny izay lazain'olona ihany koa izany. DH: "Tsy hilaza lainga aho na hanota amin'ny teniko"